Distrikan' i Vatomandry
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Vatomandry)
| Fivelarana | NC |
| Renivohi-paritra | Vatomandry |
| Isa ny kaominina | 17 |
| Firenena | Madagasikara |
| Faritany | Toamasina, Atsinanana |
Ny Distrikan' i Vatomandry dia distrika ao amin' ny tapany atsinanan' i Madagasikara, ao amin' ny Faritra Atsinanana, ao amin' ny Faritanin' i Toamasina. Ahitana kaominina miisa 17 ny ao.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Malagasy avy ao
[hanova | hanova ny fango]- Didier Ratsiraka (1936-2021)
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsinanana:
- Distrikan' Antanambao Manampotsy
- Distrikan' i Brickaville
- Distrikan' i Mahanoro
- Distrikan' i Marolambo
- Distrikan' i Toamasina I
- Distrikan' i Toamasina II
- Distrikan' i Vatomandry