Hankany amin'ny vontoatiny

Distrikan'i Vohibinany

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Brickaville)
Vohibinany (Brickaville)
FivelaranaNC
Renivohi-paritraVohibinany
Isa ny kaominina17
FirenenaMadagasikara
FaritanyToamasina, Atsinanana
Rianila Ampasimanolotra

Ny Distrikan'i Vohibinany na Brickaville dia distrika ao amin'ny tapany atsinanan'i Madagasikara ao amin'ny Faritra Atsinanana, ao amin'ny Faritanin'i Toamasina. Manana velaran-tany 5 385 km2 io distrika io, ka 24%n'ny valaran'ny Faritra Atsinanana izany. Ahitana kaominina 17 ny ao, dia i Brickaville, Ambalarondra, Ambinaninony, Ambohimanana, Ampasimbe, Andekaleka, Andovoranto, Anivorano Est, Anjahamana, i Fanasana, i Fetraomby, i Lohariandava, i Mahatsara, i Maroseranana, i Ranomafana Est ary Razanaka et Vohitanivona. Miisa 180 ny fokontany ao aminy.

Kaominina

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Atsinanana: