Distrikan' i Befotaka
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Befotaka)
| Distrikan'i Befotaka Atsimo | ||
| Velarantany | NC | |
| Isan'ny mponina | 53 440 | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Fianarantsoa | |
| Faritra | Atsimo-Atsinanana | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||

Ny Distrikan' i Befotaka (Befotaka Atsimo) dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana eto Madagasikara ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa. Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Befotaka:
Kaominina: Antaninarenina · Antondabe · Befotaka · Beharena · Bekofafa Atsimo · Marovitsika Atsimo · Ranotsara Atsimo
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana
- Distrikan' i Befotaka
- Distrikan' i Farafangana
- Distrikan' i Midongy-Atsimo
- Distrikan' i Vangaindrano
- Distrikan' i Vondrozo
Ireo faritra ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa
- Faritra Atsimo-Atsinanana
- Faritra Amoron' i Mania
- Faritra Ihorombe
- Faritra Matsiatra Ambony
- Faritra Vatovavy
- Faritra Fitovinany