Hankany amin'ny vontoatiny

Distrikan' i Betioky-Atsimo

Avy amin'i Wikipedia
Distrikan'iBetioky Atsimo
VelarantanyNC
Isan'ny mponina306 859
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Madagasikara
Fanjakana
FaritanyToliary
FaritraAtsimo-Andrefana
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Ny Distrikan' i Betioky-Atsimo dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara. I Betioky no renivohiny.

Fitsinjaram-pahefana

[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny kaominina miisa 32 mandrafitra ny Distrikan' i Betioky Atsimo: Ambatry Mitsinjo, Ankazombalala, Ankazomanga Andrefana, Andranomangatsiaka, Ankilivalo, Antohabato, Antsavoa, Atsimo I, Atsimo II, Beantake, Beavoha, Belamoty, Beora, Besely, Betioky, Bezaha, Efoetsy, Fenoandala, Lazarivo, Manalobe, Masiaboay, Maroarivo Ankazomanga, Montifeno, Salobe, Savazy II, Sakamasay, Soamanonga, Soaserana, Tameantsoa, Tanambao Ambony, Tongobory, Vatolatsaka, ary Vohimary

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Atsimo Andrefana: