Hankany amin'ny vontoatiny

Distrikan' Ankazobe

Avy amin'i Wikipedia

18°19′S 47°07′E / 18.317°S 47.117°E / -18.317; 47.117

Distrikan' Ankazobe
Velarantany7 458 km2
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Madagasikara
Fanjakana
FaritanyAntananarivo
FaritraAnalamanga
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Ny Distrikan' Ankazobe ao amin' ny Faritra Analamanga

Ny Distrikan' Ankazobe dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny Faritra Analamanga, ao amin' ny Faritanin' Antananarivo. Ahitana kaominina 12 izy sady manana velarana 7 458 km2. Mifandray amin' Antananarivo amin' ny alalan' ny lalam-pirenena faha-3 ilay tanàna.

Kaominina

[hanova | hanova ny fango]
Ny Distrikan' Ankazobe ao amin' ny Faritanin' Antananarivo.

Ireto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ankazobe:

Tanàna eo an-tampon' ny Lembalemban' i Tampoketsa

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga