Distrikan' Ampanihy
Fiseho
| Distrikan' Ampanihy | ||
| Velarantany | NC | |
| Isan'ny mponina | 398 995 | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Toliary | |
| Faritra | Atsimo-Andrefana | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||

Ny Distrikan' Ampanihy dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara. Ampanihy no renivohiny.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Fitsinjaram-pahefana
[hanova | hanova ny fango]Misy kaominina miisa 19 ny ao amin' ny Distrikan' Ampanihy ka ireto avy izy ireo: Agnavoha, Amboropotsy, Ampanihy, Androka, Androimpana, Ankiliabo, Ankilimivory, Ankilizato, Antaly, Beara, Beahitse, Belafike, Beroy Atsimo, Ejeda, Fotadrevo, Gogogogo, Itampolo, Maniry ary Vohitany.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana:
- Distrikan' Ampanihy
- Distrikan' Ankazoabo
- Distrikan' i Benenitra
- Distrikan' i Betioky-Atsimo
- Distrikan' i Beroroha
- Distrikan' i Morombe
- Distrikan' i Sakaraha
- Distrikan' i Toliara I
- Distrikan' i Toliara II
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ampanihy |