Hankany amin'ny vontoatiny

Disprôsiôma

Avy amin'i Wikipedia

Ny disprôsiôma dia metaly mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' ny lantanida sady anisan' ny metaly mavesatra ao amin' ny tany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny eva Dy izy sy manana laharana atômika 66 ary manana lanja isam-bentin-kadiry 8,55 mg/sm3.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]