Dioscoreaceae
Fiseho

Ny Dioscoreaceae dia fianakavian-javamaniry mamony tokan-dravin-tsimoka, ao amin' ny filaharana Dioscoreales, manana karazana 715 eo ho eo mitsinjara amina vondron-karazana sivy. Io no fianakaviana misy ny ovy (karazana sasany azo hanina ao amin' ny Dioscorea). Ity zavamaniry ity dia matetika ampiasaina amin' ny fikarakarana ilay sakafo nentim-paharazana ao Afrika Andrefana atao hoe fufu na foufou.
Vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]
Mizara ho vondron-karazana valo ny Dioscoreaceae, dia ireto:
- Dioscorea Plum. ex L.
- Stenomeris Planch.

Ny vondron-karazana Tamus dia heverina ho tsy izy intsony nanomboka tamin' ny taona 2002. Ny karazany tao aminy dia nampidirina ao amin' ny vondron-karazana Dioscorea.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Fianakavian-javamaniry hafa: