Dionaea muscipula
Fiseho

Ny Dionaea muscipula dia karazana zavamaniry mihinam-bibikely, ao amin' bny fianakaviana des Droseraceae, ao amin' ny filaharana Caryophyllales na koa Nepenthales, maniry any amin' ny heniheny Amerikanina izay tsy dia ahitany sakafo amin' ny tany aniriany. Mamandrika lalitra sy moka ity zavamaniry ity[1].