Hankany amin'ny vontoatiny

Dinika amin'ny mpikambana:Ratolojanahary Tanjona

Tsy tohana amin'ny fiteny hafa ny votoatin'ny pejy.
Hanampy lohahevitra
Avy amin'i Wikipedia

Rehefa fotoam-pahavatra. Dia tsy maintsy tapaka foana rah-erin'aratra! Fantatra fa tsy maintsy zay no iainana, tsy anova na inona izay fitarainana.


Rehefa fotoanan'ny cyclone; dia tsy maintsy tapaka foana ny jiro fa aza mi-sone. Ny jirama tsy adala akory fa aza manahy. Miakara eo ary elah rah-lehilahy!


Dia... Mbola mitohy ihany.


Fa @ fotoanan'ny mainandro, tsy ilana sikidy avy @ mpanandro. Tsy maintsy tapaka foana ny jiro. Ka ny labozia no handeha ankiro!


Fa na ahoana na inona toe-draharaha. Fantatra ihany fa ny jirama! Ny zavatra hainy efa hita taratra; dia...ny manapaka ny herinaratra

                   :DTsara

Hanomboka resaka miaraka amin'ny Ratolojanahary Tanjona

Démarrer une discussion