Dinika amin'ny mpikambana:Ra val Dadabary

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Rafaliaritanjona valentin no anarako. Azo antsoina hoe: Ra val na Dadabary. Teraka ny 17 janoary 1990 tao Antsirabe. Mpanoratra Mpikabary Tia milomano sy milalao baolina foot ary Mpikatroka Tae kwon do. Filamatra mba tiako eo amin'ny Fiainako dia ny Hanondrotra avo ny Fomba amam-panao Malagasy.