Dinika amin'ny mpikambana:Independance lahimana
independance lahimana dit depa teraka tamin'ny 18 janoary 1978 tao toliara ,mpihazakazaka tompondakany Madagascar 1995-1998 eo amin ny 100m sy 200m ,mpanazatra sy namorona ny athletisme voalohany tao amin'ny distrikan'ny sakaraha,efa namaoaka ireo tanora tompondaka maro sy athleta niatrika lalao iraisam-mpirenena maro toy Jeux olimpika ,jeux des iles ,jeux africain,championnat du monde ,toy an ny Razafindrakoto odile,fanjalina,Ralaimihaja isidor,Herinianina patrick, mpanazatra nationaly ary CTR faritra atsimo andrefana