Dinika amin'ny mpikambana:E-vavaka
Hanampy lohahevitraFiseho
Fanehoan-kevitra farany: il y a 13 ans nosoratan'i Jagwar momba ny lohahevitra Pejy momban'i E-vavaka
Pejy momban'i E-vavaka
[hanova ny fango]Miarahaba anao tompoko, ary misaotra indrindra mandray anjara amin'ny tetikasa. Na dia azo deraina aza ny zavatra nosoratanao momban'ny vavaka, tsy tokony eo amin'ny valam-pejy anoratana ny lahatsoratr'i Wikipedia no tokony hanoratana azy, ka arak'izany dia nofafàna ny pejy iray noforoninao tao amin'izay valam-pejy ho an'ny lahatsora-draki-pahalalana izay. Misaotra tompoko. — Jagwargrr... mailaka 19 Janoary 2013 à 19:59 (UTC)