Dinika amin'ny mpikambana:Boribory2
Manahoana, Boribory2,
Hitanareo mora ny manolo ny Wikipedia. Niala ny zavatra ny solonareo satria tsy ensiklopedika ilay izy naha tsy miraikitra aminy lalànan'ny Wikipedia. Misaotra raha manao zavabita tsara ianareo mba tsy hanimba ny Wikipedia. Misy olona afaka mijery (ary mamafa) Ny zavatra nataonao ato. Afaka tsy avelan'i Administrateurs manoratra ianao anatin' Wikipedia. Afaka andramanao ny formatage ao anatiny vakiraoka ; Misaotra. |
Ataovy amin'ny teny malagasy kely ny lahatsoratranao azafady, wikipedia miteny malagasy ny eto fa tsy wikipedia miteny anglisy. Misaotra --Jagwar 交談 21 Martsa 2009 à 11:26 (UTC)