Dinika:Kor'any

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Dinika:Korana)

Tokony hahitana "Votoatiny" Salama, Tompoko. Mahaliana ahy ny zavatra nosoratanao ka isaorana betsaka ianao izay nanoratra azy. Tokony hisy ny atao hoe "Vontoatiny" anefa ny eny ambony mba hahatsara endrika an'ilay pejy. Miforona ho azy izany raha manaraka hiérarchie ny lohatenim-pizarana. --Thelezifor (resaka) 20 Novambra 2017 à 05:15 (UTC)[répondre]