Hankany amin'ny vontoatiny

Dilleniales

Avy amin'i Wikipedia
Hibbertia aspera

Ny Dilleniales dia filaharan-javamaniry mamony ao amin' ny Dicotyledonae (roa ravin-tsimoka). Nisy fisalasalana lehibe teo amin' ny fanasokajiana ny zavamaniry tafiditra ao anatin' io vondrona io. Tamin' ny taona 2016, namerina indray io filaharana io ny rafitra fanasokajiana APG IV mba handraisana ny Dilleniaceae, raha toa kosa ka tafiditra ao anatin' ny Saxifragales ny Paeoniaceae.

Fianakaviana

[hanova | hanova ny fango]

Araka ny fanasokajiana klasika dia manana fianakaviana roa ny Dilleniales:

Ao amin' ny fanasokajiana APG IV araka ny BioLib (2 Oktobra 2016):