Dilleniaceae
Fiseho

Ny Dilleniaceae dia fianakavian-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka ao amin' ny filaharana Dilleniales, izay ahitana karazany 400 mitsinjara amin' ny antokon-javamaniry 10 ka hatramin' ny 11. Anisan' izany ny hazo, ny haobotry, ny vahy ary ny ahitra vitsivitsy, anisany ny sasany izay nizatra ny faritra maina, hita any amin' ny faritra mafana antonony sy sobtrôpikaly ary trôpikaly.
Antoko
[hanova | hanova ny fango]Indreto ny antokon-javamaniry ao amin' ny fianakaviana araka ny DELTA Angio (17 Janoary 2017):
- Acrotrema Jack
- Curatella Loefl.
- Davilla Vand.
- Didesmandra Stapf
- Dillenia L.
- Doliocarpus Rol.
- Hibbertia Andrews
- Neodillenia Aymard
- Pachynema R.Br. ex DC.
- Pinzona Mart. & Zucc.
- Schumacheria Vahl
- Tetracera L.