Diôsezin' i Tôlagnaro

Avy amin'i Wikipedia

Ny Diôsezin' i Tôlagnaro dia iray amin' ireo diôsezy roa amby roapolo ao amin' ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara, sady iray amin' ireo diôsezy telo ao amin' ny Arsidiôsezin' i Toliara.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Diôsezy ao amin' ny Arsidiôsezin' i Toliara

Arsidiôsezy katôlika eto Madagasikara