Hankany amin'ny vontoatiny

Dermochelys coriacea

Avy amin'i Wikipedia
Dermochelys coriacea

Ny Dermochelys coriacea no lehibe indrindra amin' ny sokatra velona rehetra mahatratra 1,8 me ny halavany ary 500 kilao ny lanjany. Izy io no hany karazana velona ao amin' ny vondron-karazana Dermochelys sy ao amin' ny fianakaviana Dermochelyidae.