Aller au contenu

Demôgrafia

Avy amin'i Wikipedia
Ny mponina maneran-tany tamin' ny taona 2009

Ny demôgrafia dia fikarohana siantifika mikasika ny fiovan' ny mponina araka ny fahaterahana, ny fahafatesana, ny fifindra-monina, ary ny fahanterana. Ny demôgrafia dia misy ifandrasana amin' ny fanabeazana, ny firenena, ny fivavahana, ary ny fiaviana.

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]