Cyril Ramaphosa
Fiseho
Cyril Ramaphosa
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Cyril Ramaphosa | ||
Teraka | 17 Novambra 1952 | ||
Toerana | - | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | ![]() | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
Matamela Cyril Ramaphosa dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Afrika Atsimo
, teraka ny 17 Novambra 1952 tao Johannesburg.
Nanomboka tamin'ny Mey 2014 ka hatramin'ny Febroary 2018 izy no filoha lefitry ny Afrika Atsimo teo ambany fitarihan'i Jacob Zuma, ary nanomboka tamin'ny Desambra 2017 izy no Filohan'ny ANC.
Ramaphosa no filohan'ny Repoblikan'i Afrika Atsimo nanomboka tamin'ny Febroary 2018.
Miaraka amin'ny harena 450 tapitrisa dolara amerikana, izy dia heverina ho|faharoa ambin'ny folo Afrikana Tatsimo mpanankarena indrindra (tamin'ny 2015).[1]
Filhoham-pirenena ny Afrika Atsimo
[hanova | hanova ny fango]nodimbiasany | ![]() |
mpandimby |
---|---|---|
Jacob Zuma 2009-2018 |
Cyril Ramaphosa 2018- |
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Cyril Ramaphosa |
- ↑ Forbes List 2015, forbes.com]