Cucumis metuliferus
Fiseho



Ny Cucumis metuliferus dia zavamaniry mandady, maniry isan-taona, ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae. Misy tsilo mitovitovy amin' ny tandroka ny voany. Manana hoditra mivolon-daoranjy sy nofony maitso roy ny an' ny voasary makirana, maditidity toy ny hatrotro ny voany masaka. Ny Cucumis metuliferus dia teratany any Afrika Atsimo, any Namibia, any Bôtsoana, any Zambia, any Malaoy, any Zimbaboe, atsy Môzambika, ary any Angôla.