Hankany amin'ny vontoatiny

Crotalaria

Avy amin'i Wikipedia
Crotalaria retusa

Ny Crotalaria dia vondron-karazan-javamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Fabaceae, zana-pianakaviana Faboideae, ao amin' ny filaharana Fabales. Ahitana karazana 400 eo ho eo izy io.

Crotalaria pallida var. pallida

Indreto misy karazana voafantina:

  • Crotalaria barkae Schweinf.
  • Crotalaria comosa Baker
  • Crotalaria cylindrocarpa DC.
  • Crotalaria glauca Willd.
  • Crotalaria goreensis Guill. & Perr.
  • Crotalaria incana L. -
  • Crotalaria juncea L.
  • Crotalaria lachnophora A.Rich.
  • Crotalaria lachnosema Stapf
  • Crotalaria longirostrata Hook. & Arn.
  • Crotalaria mentiens Polhill
  • Crotalaria naragutensis Hutch.
  • Crotalaria pallida Aiton (na Crotalaria striata A. Braun)
  • Crotalaria peduncularis Graham
  • Crotalaria pseudotenuirama Torre
  • Crotalaria sagittalis L.
  • Crotalaria smithiana A.T.Lee
  • Crotalaria spectabilis Roth

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]
Crotalaria grahamiana
Crotalaria juncea
Crotalaria micans

Eo amin' ny 53 ka hatramin' ny 79 ny isan' ny karazana Crotalaria no voarakitra eto Madagasikara. Eo amin' ny 60 % hatramin' ny 65 % ​​amin' ny karazana dia tsy hita afa-tsy eto Madagasikara. Amin' ny faritra avo afovoany sy any atsimo karakaina no tena ahitana ireo karazana ireo. Indreto ny sasany aminy: