Aller au contenu

Crossleyia xanthophrys

Avy amin'i Wikipedia
Crossleyia xanthophrys

Ny Crossleyia xanthophrys dia karazam-boron-kely malagasy, ao amin' ny fianakaviana Bernieridae. Tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ity vorona ity izay hany karazana ao amin' ny vondron-karazana Crossleyia. Ny ala sobtrôpikaly na trôpikaly mando an-tendrombohitra no fonenany voajanahary. Atahorana ho lany tamingana izy io noho ny fahaverezan' ny toeram-ponenany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]