Crocodylidae
Fiseho
Ny Crocodylidae dia fianakaviana biby mandady (Reptilia), ao amin' ny filaharana Crocodilia. Nofaritan' i Georges Cuvier izy io tamin' ny taona 1807. Anisan' io fianakaviana io teo aloha ny karazana ao amin' ny Crocodylinae sy ao amin' ny Tomistominae; ny famakafakana fototarazo vao haingana anefa dia naletraka ny Tomistomines ao amin' ny fianakaviana Gavialidae.
Tsinjara toerana
[hanova | hanova ny fango]Ny karazana ao amin' ny Crocodylidae dia hita atỳ Afrika, any Amerika trôpikaly, any Azia Atsimo, any Azia Atsimo Atsinanana, ary any Ôseania.
Fanasokajiana
[hanova | hanova ny fango]Zana-pianakaviana sy vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]- Zana-pianakaviana Crocodylinae
- Crocodylus
- Voay†
- Zana-pianakaviana Osteolaeminae
- Osteolaemus
- Mecistops
- Brochuchus†
- Euthecodon†
- Rimasuchus†
Karazana mbola velona
[hanova | hanova ny fango]Miisa 18 ny karazana voay mbola velona:
- Crocodylus acutus
- Crocodylus halli
- Crocodylus intermedius
- Crocodylus johnsoni
- Crocodylus mindorensis
- Crocodylus moreletii
- Crocodylus niloticus
- Crocodylus novaeguineae
- Crocodylus raninus
- Crocodylus palustris
- Crocodylus porosus
- Crocodylus rhombifer
- Crocodylus siamensis
- Crocodylus suchus
- Osteolaemus tetraspis,
- Osteolaemus osborni
- Mecistops cataphractus
- Mecistops leptorhynchus