Crocodilia

Ny Crocodilia, na Crocodylia, dia filaharana ao amin' ny Reptilia, izay miaina an-tanety sy anaty rano, manatody, mpihinana nofo, monina amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikaly eran' izao tontolo izao. Niseho tamin' ny endriny ankehitriny izy ireo nandritra ny tapany farany amin' ny vanim-potoanan' ny Kretasea (100,5 hatramin' ny 66,0 tapitrisa taona lasa izay).
Ny razamben' izy ireo, nanomboka tamin' ny vanipotoana Triasy Antenatenany, tokony ho 245 tapitrisa taona lasa izay, dia namorona ny iray amin' ny sampana Archosauria roa, ary ny iray hafa dia niteraka ny Dinosauria sy ny Pterosauria. Ny filaharana Crocodilia dia mahafaoka ny voay rehetra mbola misy, voasokajy ho fianakaviana telo: ny Crocodylidae sy ny Alligatoridae ary ny Gavialidae.
Fanasokajiana
[hanova | hanova ny fango]Voazara ho fianakaviana telo ny Crocodilia: ny Alligatoridae sy ny Crocodylidae ary ny Gavialidae.
Ny Alligatoridae
[hanova | hanova ny fango]- Zana-pianakaviana Alligatorinae
- Alligator
- Alligator mississippiensis
- Alligator sinensis)
- Zana-pianakaviana Caimaninae
- Caiman
- Caiman yacare
- Caiman crocodilus
- Caiman latirostris
- Melanosuchus
- Melanosuchus niger
- Paleosuchus
- Paleosuchus palpebrosus
- Paleosuchus trigonatus
- Caiman
Ny Crocodylidae
[hanova | hanova ny fango]- Zana-pianakaviana Crocodylinae
- Crocodylus
- Crocodylus acutus
- Crocodylus intermedius
- Crocodylus johnsoni
- Crocodylus mindorensis
- Crocodylus moreletii
- Crocodylus niloticus
- Crocodylus suchus
- Crocodylus novaeguineae
- Crocodylus palustris
- Crocodylus porosus
- Crocodylus rhombifer
- Crocodylus siamensis
- Crocodylus raninus (ampanakaikezina ny Crocodylus porosus dont izay tsy manana sata tsy tena mazava)
- Mecistops
- Mecistops cataphractus
- Osteolaemus
- Osteolaemus tetraspis
- Crocodylus
Ny Gavialidae
[hanova | hanova ny fango]- Zana-pianakaviana Gavialinae
- Gavialis
- Gavialis gangeticus
- Gavialis
- Zana-pianakaviana Tomistominae
- Tomistoma
- Tomistoma schlegelii
- Tomistoma