Hankany amin'ny vontoatiny

Coturnix

Avy amin'i Wikipedia
Coturnix coturnix

Ny Coturnix dia vondron-karazam-borona ao amin' ny fianakaviana Phasianidae, ao amin' ny filaharana Galliformes. Misy karazana dimy mbola velona sy karazana iray lany tamingana ary karazana efatra fôsily izy io. Anisany ny papelika (Coturnix coturnix).

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]
Coturnix delegorguei

Araka ny fanasokajian' ny International Ornithological Congress (versiona 15.1, 2025), ny vondron-karazana Coturnix dia misy karazana enina:

  • Coturnix coturnix (Linnaeus, 1758) -- papelika
  • Coturnix japonica Temminck & Schlegel, 1848
  • Coturnix delegorguei Delegorgue, 1847
  • Coturnix coromandelica (Gmelin, JF, 1789)
  • Coturnix pectoralis Gould, 1837
  • Coturnix novaezelandiae Quoy & Gaimard, 1832

Karazana fôsily

[hanova | hanova ny fango]
  • Coturnix gomerae
  • Coturnix alabrevis
  • Coturnix centensis
  • Coturnix lignorum

Takloha dia nosokajiana tao amin' io vondron-karazana io ny Synoicus chinensis sy ny Synoicus ypsilophorus ary ny Synoicus adansonii. Natao ao amin' ny vondron-karazana Synoicus izy ireo ankehitriny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]