Costaceae
Fiseho

Ny Costacaceae dia fianakavian-javamaniry tokan-dravin-tsimoka amin' ny filaharana Zingiberales, izay ahitana karazana 100 ka hatramin' ny 200 mitsinjara amin' ny vondron-karazana 4 hatramin' ny 7. Ahitra maniry mihoatra roa taona izy ireo, misy taranja (rizôma) ary maniry amin' ny tany na mihantona amin' ny zavamaniry hafa (epifita), any amin' ny faritra trôpikaly.
Lisitry ny vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]Inty ny lisitry ny vondron-karazana World Checklist of Selected Plant Families (WCSP) (22 Avr. 2010) sy ny NCBI (22 avr. 2010):
- Chamaecostus C.Specht & D.W.Stev. (2006)
- Cheilocostus C.Specht (2006)
- Costus L. (1753)
- Dimerocostus Kuntze (1891)
- Monocostus K.Schum. (1904)
- Paracostus C.Specht (2006)
- Tapeinochilos Miq. (1869)
Inty ny lisitry ny vondron-karazana Angiosperm Phylogeny Website (22 Avr. 2010):
- Cheilocostus C. Specht
- Chamaecostus C. Specht et D. W. Stevenson
- Costus L.
- Dimerocostus O. Kuntze
- Monocostus K. Schumann
- Paracostus C. Specht
- Tapeinocheilos Miquel