Cosmos bipinnatus
Fiseho

Ny Cosmos bipinnatus dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Asteraceae. Zavamaniry ahitra antonony teratany any Meksika sy any Goatemala ary any Kôsta Rika izy io. Any an-jaridaina no ambolena azy io, nefa hita maniry any anaty ala any amin' ny ampahany be amin' i Amerika Avaratra. Amin' ny teny malagasy izy dia atao hoe arakanjely na barakanjely.