Constantin von Tischendorf

Avy amin'i Wikipedia
Constantin von Tischendorf

I Constantin von Tischendorf na Lobegott Friedrich Constantin von Tischendorf, dia teôlôjiana prôtestanta, teraka tao Lengenfeld tamin' ny 18 Janoary 1815 ary maty tao Leipzig tamin' ny 17 Desambra 1874. Olom-pirenena saksôna izy. Mpikaroka malaza momba ny Testamenta Vaovao tamin' ny taonjato faha-19, tahaka an' i Karl Lachmann, i Brooke Wescott, i Fenton John Anthony Hort, i Gaspar René Gregory ary i Hermann von Soden.