Hankany amin'ny vontoatiny

Commelinaceae

Avy amin'i Wikipedia
Aneilema aequinoctiale

Ny Commelinaceae dia fianakavian-javamaniry mônôkôtiledôna; ahitana karazana 500 eo ho eo mitsinjara amin' ny vondron-karazana 40 eo ho eo. Izy ireo dia ahitra, maniry isan-taona na mihoatra, any amin' ny faritra sobtrôpikaly. Matetika izy ireo dia mivangongo ka mamorona lafika matevina ao anaty ala. Ny karazana sasany dia ampiasaina ho zavamaniry fanao haingo. Anisan' io fianakaviana io ny nifinakanga (Commelina madagascarica).

Vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny Angiosperm Phylogeny Website (17 Mey 2010) :

  • Aetheolirion Forman
  • Amischotolype Hassk.
  • Aneilema R.Br.
  • Anthericopsis Engl.
  • Belosynapsis Hassk.
  • Buforrestia C.B.Clarke
  • Callisia Loefl.
  • Cartonema R.Br.
  • Cochliostema Lem.
  • Coleotrype C.B.Clarke
  • Commelina L.
  • Cyanotis D.Don
  • Dichorisandra J.C.Mikan
  • Dictyospermum Wight
  • Elasis D.R.Hunt
  • Floscopa Lour.
  • Geogenanthus Ule
  • Gibasis Raf.
  • Gibasoides D.R.Hunt
  • Matudanthus D.R.Hunt
  • Murdannia Royle
  • Palisota Rchb. ex Endl.
  • Pollia Thunb.
  • Polyspatha Benth.
  • Pseudoparis H.Perrier
  • Rhopalephora Hassk.
  • Sauvallea W.Wright
  • Siderasis Raf.
  • Spatholirion Ridl.
  • Stanfieldiella Brenan
  • Streptolirion Edgew.
  • Thyrsanthemum Pichon
  • Tinantia Scheidw.
  • Tradescantia L.
  • Tricarpelema J.K.Morton
  • Triceratella Brenan
  • Tripogandra Raf.
  • Weldenia Schult.f.