Hankany amin'ny vontoatiny

Commelina saxatilis

Avy amin'i Wikipedia

Ny Commelina saxatilis dia karazana zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Commelinaceae. Ity ahitra ity dia ahi-dratsy manahirana amin' ny voly maro. Amin' ny teny malagasy izy dia atao hoe lavarefe sy tsontsatsontsa. I Joseph Marie Henry Alfred Perrier de la Bâthie no namariparitra azy io. Avy eto Madagasikara izy io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]