Hankany amin'ny vontoatiny

Commelina diffusa

Avy amin'i Wikipedia
Commelina diffusa

Ny Commelina diffusa dia karazana zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Commelinaceae. Ity ahitra mniry isan-taona ity, teratany any amin' ny faritra mafana, dia ahi-dratsy mabahirana amin' ny voly maro, indrindra any Etazonia sy any Amerika Afovoany. Ao amin' ity karazana ity no iray amin' ny tranga voalohany amin' ny fahatoherana ny poieina famonoana ahitra izay notaterina tamin' ny taona 1957 tany Hawaii. Amin' ny teny malagasy izy dia atao hoe tsimativonoina sy ahidimaño.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]