Hankany amin'ny vontoatiny

Coco Gauff

Avy amin'i Wikipedia
Coco Gauff
Ankapobeny
AnaranaCoco Gauff
Teraka13 Martsa 2004
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana
Coco Gauff (2023)

Cori Dionne Coco Gauff dia mpilalao tenisy mizaka ny zom-pirenen'i  Etazonia , teraka ny 13 Martsa 2004 tao Delray Beach, Florida.

Ny zava-bitany lehibe indrindra hatramin'izao dia ny fandresena ny US Open 2023 sy ny French Open 2025.[1]


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]