Hankany amin'ny vontoatiny

Cochabamba

Avy amin'i Wikipedia

17°25′S 66°06′W / 17.417°S 66.100°W / -17.417; -66.100

Cochabamba
Velarantany322 km2
Isan'ny mponina618,376
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Bolivia
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaCochabamba

I Cochabamba dia tanàna ao amin'ny faritanin'i  Bolivia . Izy no renivohitry ny departemanta mitovy anarana ary tanàna fahatelo lehibe indrindra ao amin'ny firenena. Manodidina ny 618.000 ny mponina ao aminy.

Ny tanàna dia naorin'ny Espaniola mpanjanaka tamin'ny 1571 mitondra ny anarana hoe Villa de Oropeza. Nitondra ny anarany ankehitriny izy io tamin'ny 1786. Manana oniversite naorina tamin'ny 1826 izy io.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]