Hankany amin'ny vontoatiny

Clitoria ternatea

Avy amin'i Wikipedia
Clitoria ternatea

Ny Clitoria ternatea dia karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Fabaceae. Clitoria ternatea Benth. ny anarany feno. Amin' ny teny malagasy izy dia atao hoe famehifary na vahintsikomba. Zavamaniry ahitra avy any Azia trôpikaly sy ekoatôrialy izy io sady efa nampidirina aty Afrika sy any Aostralia ary any Amerika.

Indreto ny anarana ara-tsiansa ahafantarana ihany koa ny Clitoria ternatea:

  • Ternatea vulgaris Kuntze
  • Ternatea vulgaris Kunth
  • Ternatea ternatea (L.)Kuntze
  • Lathyrus spectabilis Forssk.
  • Clitoria ternatensium Crantz
  • balog-balog var. pilosula (Benth.)Baker
  • Clitoria pilosula Benth.
  • Clitoria philippensis Perr.
  • Clitoria parviflora Raf.
  • Clitoria coelestris Siebert & Voss
  • Clitoria bracteata Poir.
  • Clitoria albiflora Mattei

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]