Hankany amin'ny vontoatiny

Citrus aurantifolia

Avy amin'i Wikipedia
Citrus × aurantiifolia

Ny Citrus aurantiifolia na Citrus × aurantiifolia dia hazo madinika ao amin' ny fianakaviana Rutaceae. Na dia raisina ho karazana amin' ny fanasokajiana bôtanika aza izy, dia safiotra voajanahary avy amin' ny Citrus micrantha sy ny Citrus medica. Amin' ny teny malagasy izy dia atao hoe angy, besenta, hangy, matsitso, soa, tsirebika, voantolongo, voasarimakirana, voasarimamy, voasarimandina, voasarisoa ary voasary.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]