Hankany amin'ny vontoatiny

Citrullus colocynthis

Avy amin'i Wikipedia
Citrullus colocynthis
Ny voany sy ny hodim-boany

Ny Citrullus colocynthis dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae, zana-pianakaviana Cucurbitoideae, foko Benincaseae, zana-poko Benincasinae. Zavamaniry ahitra maniry maharitra, izay ambolena any amin' ny Lemak' i Mediterane sy any amin' ny tany mafana izy mba hatao fanafody (ny voany mangidy sy misy poizina) sy indraindray ny voany misy menaka azo hanina. Atao hoe felitsikiry na voandrafy izy amin' ny teny malagasy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]