Aller au contenu

Christopher Luxon

Avy amin'i Wikipedia
Christopher Luxon

Christopher Mark Luxon dia mpanao politika neozelandey mizaka ny zom-pirenen'i Zelandy Vaovao teraka ny 19 Jolay 1970 tao Christchurch. Praiminisitra tany Zelandy Vaovao izy hatramin'ny faran'ny Novambra 2023. Mpitarika ny mpanohitra tao amin'ny Antenimieran'ny Zelandy Vaovao izy teo aloha.

Christopher Luxon dia teraka tao Christchurch any amin'ny faritr'i Canterbury any amin'ny Nosy Atsimon'i Zelandy Vaovao ary izy no lahimatoa tamin'ny zanakalahy telo tao amin'ny fianakaviana.