Choerospondias
Fiseho

Ny Choerospondias dia vondron-karazana zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Anacardiaceae, filaharana Sapindales, mifandray akaiky amin' ny Spondias, teratany any amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikaly any Azia. Ny karazana ao aminy (Choerospondias axillaris) dia noheverina ho tao amin' ny Poupartia teo aloha (Poupartia axillaris).
Lisitry ny karazana sy ny zana-karazana
[hanova | hanova ny fango]
Ity vondron-karazana ity dia ahitana karazana roa araka ny loharano bôtanika vao haingana:
- ny Choerospondias axillaris (Roxb.) B.L. Burtt & A.W. Hill : hazo lehibe (15-25 m), mihintsan-dravina, miely hatrany avaratra-atsinanana amin' i India ka hatrany Sina sy Azia Atsimo-Atsinanana. Azo hahnina ny voany, ny vatany ampiasaina amin' ny fitsaboana nentim-paharazana sy atao kitay.
- ny Choerospondias auriculata D. Chandra: tsy ahitana tahirin-kevitra, maniry any India.
Misy ny manam-pahaizana tsy manaiky afa-tsy ny Choerospondias axillaris.