Hankany amin'ny vontoatiny

Cheirogaleidae

Avy amin'i Wikipedia
Microcebus rufus ao Ranomafana

Ny Cheirogaleidae dia fianakaviana ara-tsiansa ao amin' ny Lemuriformes, ao amin' ny filaharana Primates. Apetraky ny mpanoratra sasany ao amin' ny vondrona Lorisiformes ity fianakaviana ity. Tahaka ny karazana hafa rehetra ao amin' ny Lemuriformes. Tsy fahita raha tsy eto Madagasikara ny Cheirogaleidae.

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]

Vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]
Microcebus myoxinus

Misy vondron-karazana dimy ny fianakaviana Cheirogaleidae:

Cheirogaleus major
Allocebus trichotis

Misy karazany 42 ny vondron-karazana dimy ao amin' ny fianakaviana Cheirogaleidae:

Phaner pallescens
  • Cheirogaleus
    • Cheirogaleus andysabini
    • Cheirogaleus crossleyi
    • Cheirogaleus grovesi
    • Cheirogaleus lavasoensis
    • Cheirogaleus major
    • Cheirogaleus medius
    • Cheirogaleus minusculus
    • Cheirogaleus shethi
    • Cheirogaleus sibreei
    • Cheirogaleus thomasi
  • Microcebus
    • Microcebus arnholdi
    • Microcebus berthae
    • Microcebus bongolavensis
    • Microcebus boraha
    • Microcebus danfossi
    • Microcebus ganzhorni
    • Microcebus gerpi
    • Microcebus griseorufus
    • Microcebus jollyae
    • Microcebus jonahi
    • Microcebus lehilahytsara
    • Microcebus macarthurii
    • Microcebus mamiratra, na M. lokobensis
    • Microcebus manitatra
    • Microcebus margotmarshae
    • Microcebus marohita
    • Microcebus mittermeieri
    • Microcebus murinus
    • Microcebus myoxinus
    • Microcebus ravelobensis
    • Microcebus rufus
    • Microcebus sambiranensis
    • Microcebus simmonsi
    • Microcebus tanosi
    • Microcebus tavaratra
  • Mirza
    • Mirza coquereli
    • Mirza zaza
  • Allocebus
    • Allocebus trichotis
  • Phaner
    • Phaner furcifer
    • Phaner pallescens
    • Phaner parienti
    • Phaner electromontis

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]