Hankany amin'ny vontoatiny

Charles III.

Avy amin'i Wikipedia
Fanjakan'i Charles III.

Charles III. (Charles Philip Arthur George); teraka ny 14 Novambra 1948 tao Lôndôna) dia Mpanjakan'i  Fanjakana Mitambatra sy ireo fanjakana Commonwealth 14 hafa nanomboka ny 8 Septambra 2022.

Teraka tao amin'ny Lapan'i Buckingham i Charles tamin'ny fotoana nanjakan'ny raibeny, King George VI., ary lasa mpandova ny reniny, Queen Elizabeth II, tamin'ny 1952.

Mpanjakan'i Fanjakana Mitambatra

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Mpanjakan'i Fanjakana Mitambatra mpandimby
Elizabeth II
1952-2022
Charles III.
2022-

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]