Cesena
Fiseho
44°08′N 12°14′E / 44.133°N 12.233°E
| Cesena | ||
| Velarantany | 249,47 km2 | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 96,066 | |
| Renivohitra | - | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Cesena | |

Cesena dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Emilia-Romagna, ao atsimon'i Ravenna, ary misy mponina 96 066 amin'izao fotoana izao.
Cesena no toerana nahaterahan'ny papa Pio VI. ary Pio VII. Pio VIII no evekan'ny diosezin'i Cesena ary tao an-tanàna ny sezany. Izany no antony niantsoan’i Cesena ny tenany hotanànan’ny papa telo.
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Cesena |