Cerbera
Fiseho

Ny Cerbera dia antokon-javamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Apocynaceae. Misy karazana hazo avy any Azia sy Oseania tafiditra ao anatin' izany. Tena misy poizina ny voan' ny karazana sasany. Anisany ny tangena (Cerbera manghas L.).
Karazana
[hanova | hanova ny fango]
Indreto ny karazana ao amin' ny antoko Cerbera:
- Cerbera dumicola P.I.Forst.
- Cerbera floribunda K. Schum.
- Cerbera inflata S.T.Blake
- Cerbera manghas L. (na Cerbera lactaria Buch.-Ham. ex D. Dietrich)
- Cerbera odollam Gaertner