Hankany amin'ny vontoatiny

Celastrales

Avy amin'i Wikipedia
Celastrus orbiculatus

Ny Celastrales dia filaharana bôtanikan' ny zavamaniry mamony (Angiospermae) roa ravin-tsimoka. Misy fianakaviana iraika ambin' ny folo ny ao amin' io filaharana io ao amin' ny fanasokajiana klasikan' i Cronquist (1981). Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG (1998) dia tsy misy io filaharana io. Ahitana fianakaviana telo io filaharana io ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG II (2003). Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG III (2009) dia ahitana fianakaviana roa io filaharana io.

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]

Fanasokajian' i Cronquist

[hanova | hanova ny fango]
  • Aextoxicaceae
  • Aquifoliaceae
  • Cardiopteridaceae
  • Celastraceae
  • Corynocarpaceae
  • Dichapetalaceae
  • Geissolomataceae
  • Hippocrateaceae
  • Icacinaceae
  • Salvadoraceae
  • Stackhousiaceae

Fanasokajiana APG II

[hanova | hanova ny fango]
  • Celastraceae (tafisitra ao ny Hippocrateaceae)
  • Lepidobotryaceae
  • Parnassiaceae
    • [miampy na tsia ny Lepuropetalaceae]

Fanasokajiana APG III

[hanova | hanova ny fango]
  • Celastraceae R.Br. (1814) (tafiditra ao ny Lepuropetalaceae Nakai, ny Parnassiaceae Martinov, ny Pottingeriaceae Takht.)
  • Lepidobotryaceae J.Léonard (1950)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]