Hankany amin'ny vontoatiny

Ceiba pentandra

Avy amin'i Wikipedia
Kapôka (Ceiba pentandra)

Ny Ceiba pentandra dia hazo trôpikaly ao amin' ny lamina Malvales sy ny fianakaviana Malvaceae (napetraka taloha tao amin' ny fianakaviana Bombacaceae). Amin' ny teny malagasy izy dia atao hoe hazomorengy, kaboaka, kapoaka, kapôka, landahazobe, landihazobe, laoaty, moraingy, pamba, pemba, pembabe. Teratany any Meksika, Amerika Afovoany ary Karaiba, ary ny tapany avaratr' i Amerika Atsimo, ary nampidirina be dia be any amin' ny faritra trôpikaly hafa anisan' izany i Afrika sy i Azia Atsimo ary Azia Atsimo Atsinanana, izay ambolena azy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]