Hankany amin'ny vontoatiny

Carlos Jordy

Avy amin'i Wikipedia
Carlos Jordy
Ankapobeny
AnaranaCarlos Jordy
Teraka8 Febroary 1982
ToeranaNiterói
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Brazila
Asa :
Fiainana manokana
Carlos Jordy

Carlos Roberto Jordy Coelho de Mattos (teraka 8 Febroary 1982), na Carlos Jordy, dia solombavambahoaka breziliana ao amin'ny fanjakan'i  Rio de Janeiro. Voafidy tamin’ny taona 2018 izy.

Teraka tao Niterói izy ary mpikambana ao amin'ny Antoko Liberaly (PL).[1]

Anti-kominista izy ary mpiara-dia amin'ny filoha teo aloha mpandala ny nentin-drazana Jair Bolsonaro.

  1. Offical site