Carissa
Fiseho

Ny Carissa dia vondron-karazan-javamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Apocynaceae. Hazobotry na hazo madinika izay hita any amin' ny faritra sobtrôpikaly sy trôpikaly aty Afrika sy any Aostralia ary any Azia izy io. Hatramin' ny vao haingana dia anaran-karazany 100 eo ho eo no voatanisa, fa ny ankamaroan' izy ireo dia nafindra ho amin' ny satan' ny anarana mitovy hevitra na nafindra ho any amin' ny vondron-karazana hafa, toy ny Acokanthera.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]- Carissa andamanensis L. J. Singh & Murugan
- Carissa bispinosa (L.) Desf. ex Brenan
- Carissa boiviniana (Baill.) Leeuwenb.
- Carissa carandas L.
- Carissa congesta Wight
- Carissa haematocarpa (Eckl.) A. DC.
- Carissa hirsuta Roth
- Carissa inermis Vahl
- Carissa laxiflora Benth.
- Carissa macrocarpa (Eckl.) A. DC.
- Carissa opaca Stapf ex Haines
- Carissa ovata R. Br.
- Carissa paucinervia A. DC.
- Carissa pichoniana Leeuwenb.
- Carissa salicina Lam.
- Carissa scabra R. Br.
- Carissa spinarum L. = Carissa edulis (Forsk.) Vahl
- Carissa tetramera (Sacleux) Stapf
Karazana tao taloha
[hanova | hanova ny fango]- Acokanthera oblongifolia (Hochst.) Codd (= Carissa oblongifolia Hochst.)
- Acokanthera schimperi (A.DC.) Benth. & Hook.f. ex Schweinf. (= Carissa schimperi A.DC.)