Hankany amin'ny vontoatiny

Capitão Nelson

Avy amin'i Wikipedia
Capitão Nelson

Nelson Ruas dos Santos (teraka ny 6 Mey 1958 tao Niterói), fantatra kokoa amin'ny anarana hoe Capitão Nelson (malagasy: Kapiteny Nelson), dia polisy miaramila misotro ronono ary mpanao politika breziliana mifandray amin'ny Antoko Liberaly (PL).[1]

Izy no ben'ny tanànan'i São Gonçalo (Rio de Janeiro) amin'izao fotoana izao, toerana notanany nanomboka ny Janoary 2021.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. (pt) Alerj convoca suplentes para vagas de deputados que tomaram posse presos