Cannaceae
Fiseho

Ny Cannaceae dia fianakavian-javamaniry mônôkôtiledôna ao amin' ny filaharana Zingiberales. Tafiditra ao anatin' izany ny karazana ampolony ao amin' ny vondron-karazana tokana Canna. Zavamaniry ahitra any amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikaly any Amerika izy ireo. Matetika no ampiasaina ho voninkazo fanaovana haingon-trano ny safiotra ao amin' ny Canna.
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]Inty ny lisitry ny karazana araka ny World Checklist of Selected Plant Families (WCSP) (22 Averily 2010):
- Canna bangii Kraenzl. (1912)
- Canna flaccida Salisb. (1791)
- Canna glauca L. (1753)
- Canna indica L. (1753)
- Canna iridiflora Ruiz & Pav. (1798)
- Canna jaegeriana Urb. (1917)
- Canna liliiflora Warsz. ex Planch. (1855)
- Canna paniculata Ruiz & Pav. (1798)
- Canna pedunculata Sims (1822)
- Canna tuerckheimii Kraenzl. (1912)